NY FIAINANA

By rmstephy

Ny fiainana dia mety ho mora nefa koa mety ho sarotra.Ohatra, misy ny olona mahantra noho ny tsy fisian’ny vola. Vokatr’izay dia tsy mianatra ny ankizy fa manjary miasa, manjary mangalatra ny fiafarany. Misy indray dia efa manam-bola be nefa mbola tratran’ny olona manao risoriso ihany. Ao koa ireo mpiasam-panjakana nefa tsy manara-dalàna.  Mbola mba handroso ve ity firenentsika ity raha izany no mitohy ?

Samia mieritreritra.

Mots-clefs : ,

10 Réponses vers «NY FIAINANA»

  1. lova dit :

    Salut Stephy !
    Joyeux blogging !

  2. trinitty dit :

    excellent premier post stephy! :-) ndao ovaina ny template an-njy! :-D

  3. jogany dit :

    Hi Stephy,

    Ary ianao tonga dé manomboka lalina be an! Fahitako azy hoe na sarotra aza ny fiainana ilaina lé manana “valeurs” .Satria io ihany no manampy ny olona anohy ny asany tsara.
    Momban’ny ankizy dia io koa ny zavatra tsy mampandroso ny firenena. Ilaina ny fianarana mba ahitana asa tsaratsara kokoa nefa fantatro tsara hoe sarotra ny fiainana na hoe lafo ly fianarana. Ny fanjakana no tsy maintsy manampy an’izy ireo, misy programmes fanampiana ve any? tsy fantatro mihitsiny

    Bisouxx

  4. sipagasy dit :

    mampieritreritra be izy izany kannn,

    mazotoa hatrany e!

  5. thenonrequired dit :

    Deux questions suite à la lecture de ton post. (1) Quand on est pauvre faire du risoriso n’est pas un condamnable? (2) Quand on est pas fonctionnaire ne pas respecter la loi n’est pas condamnable? :)

  6. tokyr dit :

    tonga soa eto amin’ny bilaogsifera e!
    ;)

  7. rmstephy dit :

    Thenonrequired, la lloi est faite pour tout le monde, non? Qu’il soit pauvre, riche, fonctionnaire ou tirreur de pousse, il faut suivre et respecter la loi. Sinon, mieux vaut ne pas avoir aucune loi.

  8. thenonrequired dit :

    Hum! Je vois qu’on a affaire à une passionnée qui à de la répartie et qui n’a pas sa langue dans sa poche! Bienvenue dans la blogosphère schgeume !

  9. Tokinao dit :

    Dia mampanon-tany tena tokoa aloha raha ny firenentsika e. Misaotra Stephy e

  10. Vola dit :

    Whaouh !
    Je viens de lire ton billet (enfin… ma mère m’a traduit – no comment please) !
    Bravo pour ce billet plein de valeurs et de réflexions.
    Bonne continuation,

Laisser un commentaire